<-
->

Mat / Mt 18:1 At the same time came the disciples unto Jesus, saying, Who is the greatest in the kingdom of heaven? Tamin' izany ora izany dia nankeo amin' i Jesosy ny mpianatra ka nanao hoe: Iza moa no lehibe indrindra ao amin' ny fanjakan' ny lanitra? Tamin' izay, nanatona an' i Jeso ny mpianany ary nanao taminy hoe: Iza moa no ambony indrindra amin' ny fanjakan' ny lanitra? A ce moment les disciples s' approchèrent de Jésus et dirent : " Qui donc est le plus grand dans le Royaume des Cieux ? "