<-
->

Mat / Mt 2:22 But when he heard that Archelaus did reign in Judaea in the room of his father Herod, he was afraid to go thither: notwithstanding, being warned of God in a dream, he turned aside into the parts of Galilee: Fa rehefa reny fa Arkelaosy no nanjaka tany Jodia nandimby an' i Heroda rainy, dia natahotra hankany izy; ary rehefa notoroan' Andriamanitra hevitra tamin' ny nofy izy, dia lasa nankany amin' ny tany Galilia. Nony reny anefa fa Arkelaosy no nanjaka tany Jodea nandimby an' i Heroda rainy, dia natahotra hankany izy, ka nankany Galilea nony efa nilazan' Andriamanitra tamin' ny nofy. Mais, apprenant qu' Archélaüs régnait sur la Judée à la place d' Hérode son père, il craignit de s' y rendre ; averti en songe, il se retira dans la région de Galilée