<-
->

Mat / Mt 2:3 When Herod the king had heard these things, he was troubled, and all Jerusalem with him. Ary nony nandre izany Heroda mpanjaka, dia nangorohoro izy mbamin' i Jerosalema rehetra. Raha nahare izany Heroda mpanjaka, dia taitra izy mbamin' i Jerosalema rehetra, L' ayant appris, le roi Hérode s'émut, et tout Jérusalem avec lui.