<-
->

Mat / Mt 20:18 Behold, we go up to Jerusalem; and the Son of man shall be betrayed unto the chief priests and unto the scribes, and they shall condemn him to death, Indro, miakatra ho any Jerosalema isika; ary ny Zanak' olona hatolotra ho amin' ireo lohan' ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna, dia hohelohiny ho faty Izy Indro fa miakatra ho any Jerosalema isika, ary ny Zanak' olona dia hatolotra amin' ny lohandohan' ny mpisorona mbamin' ny mpanora-dalàna, ary ireo hanameloka azy ho faty, " Voici que nous montons à Jérusalem, et le Fils de l' homme sera livré aux grands prêtres et aux scribes ; ils le condamneront à mort