<-
->

Mat / Mt 20:25 But Jesus called them unto him, and said, Ye know that the princes of the Gentiles exercise dominion over them, and they that are great exercise authority upon them. Fa Jesosy niantso azy hankeo aminy ka nanao hoe: Fantatrareo fa ny andrianan' ny jentilisa mampanompo azy tokoa, ary ny lehibeny manapaka azy fatratra. Fa tsy mba ho tahaka izany aminareo; fa izay te-ho lehibe aminareo kosa, no aoka ho mpanomponareo izy, Les ayant appelés près de lui, Jésus dit : " Vous savez que les chefs des nations dominent sur elles en maîtres et que les grands leur font sentir leur pouvoir.