<-
->

Mat / Mt 20:30 And, behold, two blind men sitting by the way side, when they heard that Jesus passed by, cried out, saying, Have mercy on us, O Lord, thou son of David. Ary, indreo, nisy jamba roa lahy nipetraka teo amoron-dalana, ary nony reny fa Jesosy no mandalo, dia niantso izy ka nanao hoe: Mamindrà fo aminay, ry Tompo, Zanak' i Davida ô! Ary indreo nisy jamba roalahy nipetraka teo amoron-dàlana: nony reny fa nandalo Jeso, dia niantso mafy izy ireo nanao hoe: Ry Tompo, Zanak' i Davida ô! mamindrà fo aminay. Et voici que deux aveugles étaient assis au bord du chemin ; quand ils apprirent que Jésus passait, ils s'écrièrent : " Seigneur ! aie pitié de nous, fils de David ! "