<-
->

Mat / Mt 22:34 But when the Pharisees had heard that he had put the Sadducees to silence, they were gathered together. Fa ny Fariseo, nony nandre fa nampahasina ny Sadoseo Izy, dia niangona. Nony ren' ny Farisiana fa nataon' i Jeso tsy nanan-kalahatra ny Sadoseana, dia nivory izy rehetra; Apprenant qu' il avait fermé la bouche aux Sadducéens, les Pharisiens se réunirent en groupe,