<-
->

Mat / Mt 26:34 Jesus said unto him, Verily I say unto thee, That this night, before the cock crow, thou shalt deny me thrice. Hoy Jesosy taminy: Lazaiko aminao marina tokoa fa anio alina, raha tsy mbola misy akoho maneno, dia handà Ahy intelo ianao. Ary hoy Jeso taminy: Lazaiko marina aminao fa anio alina alohan' ny maneno akoho, dia handà ahy intelo hianao. Jésus lui répliqua : " En vérité je te le dis : cette nuit même, avant que le coq chante, tu m' auras renié trois fois. "