<-
->

Mat / Mt 26:36 Then cometh Jesus with them unto a place called Gethsemane, and saith unto the disciples, Sit ye here, while I go and pray yonder. Ary Jesosy mbamin' ny mpianany dia tonga tao amin' ny saha anankiray atao hoe Getsemane, ary hoy Izy tamin' ny mpianany: Mipetraha eto aloha ianareo, raha mbola mankeroa hivavaka Aho. Tamin' izay Jeso sy ny mpianany dia tonga tao amin' ny saha anankiray atao hoe Getsemaný, ary hoy izy tamin' ny mpianany: Mipetraha eto hianareo, raha mbola mankany hivavaka aho. Alors Jésus parvient avec eux à un domaine appelé Gethsémani, et il dit aux disciples : " Restez ici, tandis que je m' en irai prier là-bas. "