<-
->

Mat / Mt 26:50 And Jesus said unto him, Friend, wherefore art thou come? Then came they, and laid hands on Jesus and took him. Fa hoy Jesosy taminy: Ry sakaiza, ataovy izay nalehanao eto. Dia nanatona ny olona ka nisambotra an' i Jesosy ary nitana Azy. Ary hoy Jeso: Ry sakaiza, haninona aty hianao? Tamin' izay dia nanatona ny sasany ka nisambotra an' i Jeso sy nihazona azy. Mais Jésus lui dit : " Ami, fais ta besogne. " Alors, s' avançant, ils mirent la main sur Jésus et l' arrêtèrent.