<-
->

Mat / Mt 26:64 Jesus saith unto him, Thou hast said: nevertheless I say unto you, Hereafter shall ye see the Son of man sitting on the right hand of power, and coming in the clouds of heaven. Hoy Jesosy taminy: Voalazanao; ary koa, lazaiko aminareo: Hatramin' izao dia ho hitanareo ny Zanak' olona mipetraka eo amin' ny tanana ankavanan' ny Hery sy avy eo amin' ny rahon' ny lanitra. Dia hoy Jeso taminy: Voalazanao. Ary lazaiko aminareo koa fa indray andro any hianareo hahita ny Zanak' olona mipetraka eo an-kavanan' Andriamanitra be fahefana sy avy eo amin' ny rahon' ny lanitra. " Tu l' as dit, lui dit Jésus. D' ailleurs je vous le déclare : dorénavant, vous verrez le Fils de l' homme siégeant à droite de la Puissance et venant sur les nuées du ciel. "