<-
->

Mat / Mt 26:69 Now Peter sat without in the palace: and a damsel came unto him, saying, Thou also wast with Jesus of Galilee. Ary Petera nipetraka teo ivelany, teo an-kianja, dia nanatona azy ny ankizivavy anankiray ka nanao hoe: Hianao koa nomba an' i Jesosy, ilay Galiliana. Tamin' izany Piera nipetraka teo alatrano, ary nisy ankizivavy anankiray nanatona azy ka nanao taminy hoe: Hianao koa naman' i Jeso Galileana; Cependant Pierre était assis dehors, dans la cour. Une servante s' approcha de lui en disant : " Toi aussi, tu étais avec Jésus le Galiléen. "