<-
->

Mat / Mt 28:18 And Jesus came and spake unto them, saying, All power is given unto me in heaven and in earth. Ary Jesosy nanatona dia niteny taminy ka nanao hoe: Efa nomena Ahy ny fahefana rehetra any an-danitra sy etý an-tany; Ary Jeso nanatona azy ireo ka nilaza taminy hoe: Efa nomena ahy ny fahefana rehetra any an-danitra sy ety an-tany; S' avançant, Jésus leur dit ces paroles : " Tout pouvoir m' a été donné au ciel et sur la terre.