<-
->

Mat / Mt 28:5 And the angel answered and said unto the women, Fear not ye: for I know that ye seek Jesus, which was crucified. Ary ny anjely namaly ka nilaza tamin' ny vehivavy hoe: Aza matahotra ianareo; fa fantatro fa Jesosy, Izay efa nohomboana tamin' ny hazo fijaliana, no tadiavinareo. Dia niteny tamin' ireo vehivavy ny anjely nanao hoe: Aza matahotra hianareo; fantatro fa mitady an' i Jeso izay nofantsihana tamin' ny hazo fijaliana hianareo. Mais l' ange prit la parole et dit aux femmes : " Ne craignez point, vous : je sais bien que vous cherchez Jésus, le Crucifié.