<-
->

Mat / Mt 28:7 And go quickly, and tell his disciples that he is risen from the dead; and, behold, he goeth before you into Galilee; there shall ye see him: lo, I have told you. Ary mandehana faingana, ka lazao amin' ny mpianany fa efa nitsangana tamin' ny maty Izy; ary, indro, mialoha anareo ho any Galilia Izy; any no hahitanareo Azy; indro, efa nilaza taminareo aho. Mandehana haingana milaza amin' ny mpianany fa efa nitsangana tamin' ny maty izy, ary indro hialoha anareo any Galilea izy; any no hahitanareo azy; izany àry, fa efa nilazako hianareo izay. et vite allez dire à ses disciples : Il est ressuscité d' entre les morts, et voilà qu' il vous précède en Galilée; c' est là que vous le verrez. Voilà, je vous l' ai dit."