<-
->

Mat / Mt 4:17 From that time Jesus began to preach, and to say, Repent: for the kingdom of heaven is at hand. Ary tamin' izany andro izany dia nanomboka nitori-teny Jesosy ka nanao hoe: Mibebaha ianareo, fa efa akaiky ny fanjakan' ny lanitra. Hatramin' izay dia nanomboka nitory teny Jeso ka nanao hoe: Mibebaha hianareo, fa efa akaiky ny fanjakan' ny lanitra. Dès lors Jésus se mit à prêcher et à dire : " Repentez-vous, car le Royaume des Cieux est tout proche. "