<-
->

Mat / Mt 4:25 And there followed him great multitudes of people from Galilee, and from Decapolis, and from Jerusalem, and from Judaea, and from beyond Jordan. Dia nanaraka Azy ny vahoaka betsaka avy tany Galilia sy Dekapolisy sy Jerosalema sy Jodia ary ny avy tany an-dafin' i Jordana. Ary be ny vahoaka avy tany Galilea sy Dekapaoly sy Jerosalema sy Jodea, ary avy tany an-dafin' i Jordany no nanaraka azy. Des foules nombreuses se mirent à le suivre, de la Galilée, de la Décapole, de Jérusalem, de la Judée et de la Transjordane.