<-
->

Mat / Mt 6:29 And yet I say unto you, That even Solomon in all his glory was not arrayed like one of these. nefa lazaiko aminareo fa na dia Solomona tao amin' ny voninahiny rehetra aza tsy mba nitafy tahaka ny anankiray amin' ireny. kanefa lazaiko aminareo, fa na dia Salomona tao amin' ny voninahiny rehetra aza dia tsy mba nitafy tahaka ny anankiray amin' izy ireny. Or je vous dis que Salomon lui-même, dans toute sa gloire, n' a pas été vêtu comme l' un d' eux.