<- -> |
[King James Bible] The Gospel according to Matthew |
[Baiboly 1865] Matio |
[Baiboly Katolika] Matio |
[Bible de Jérusalem] L'Évangile selon Saint Matthieu |
|||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||
Mat / Mt 8:4 | And |
Ary hoy Jesosy taminy: Tandremo mba tsy hilaza amin' olona na dia iray akory aza ianao; fa mandehana, misehoa amin' ny mpisorona, ka mitondrà ny fanatitra izay nandidian' i Mosesy ho vavolombelona amin' ireo. | Ary hoy Jeso taminy: Tandremo, aza milaza na amin' iza na amin' iza, fa mandehana miseho amin' ny mpisorona, ary atolory ny fanatitra didian' i Moizy haterina mba ho vavolombelon' ny fahasitrananao. | Et |