<-
->

Mat / Mt 9:14 Then came to him the disciples of John, saying, Why do we and the Pharisees fast oft, but thy disciples fast not? Dia nankany amin' i Jesosy ny mpianatr' i Jaona ka nanao hoe: Nahoana izahay sy ny Fariseo no mifady hanina matetika, fa ny mpianatrao kosa tsy mba mifady? Tamin' izay, dia nankao aminy ny mpianatr' i Joany ka nanao hoe: Nahoana izahay sy ny Farisiana no mifady hanina matetika, fa ny mpianatrao kosa no tsy mba mifady? Alors les disciples de Jean s' approchent de lui en disant : " Pourquoi nous et les Pharisiens jeûnons-nous, et tes disciples ne jeûnent-ils pas ? "