<-
->

Mat / Mt 9:23 And when Jesus came into the ruler' s house, and saw the minstrels and the people making a noise, Ary Jesosy, nony niditra tao an-tranon' ilay mpanapaka ka nahita ny mpitsoka sodina sy ny vahoaka nitabataba, Nony tonga tany an-tranon' ilay lehibe Jeso ka nahita ny mpitsoka sodina, sy ny olona maro nitabataba, dia nanao hoe: Arrivé à la maison du chef et voyant les joueurs de flûte et la foule en tumulte, Jésus dit :