<- -> |
[King James Bible] The Gospel according to Mark |
[Baiboly 1865] Marka |
[Baiboly Katolika] Marka |
[Bible de Jérusalem] L'Évangile selon Saint Marc |
|||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||
Mar / Mk 1:20 | And straightway he called them: and they left their father |
Dia niantso azy niaraka tamin' izay Izy; ary izy mirahalahy nandao an' i Zebedio rainy teo an-tsambokely mbamin' ny olona nokaramainy, ka dia nanaraka an' i Jesosy. | Dia niantso azy niaraka tamin' izay izy, ka nilaozan' izy mirahalahy teo an-tsambo keliny Zebede rainy sy ny mpikaramany, fa lasa nanaraka an' i Jeso izy. | et aussitôt il les appela. Et laissant leur père |