<- -> |
[King James Bible] The Gospel according to Mark |
[Baiboly 1865] Marka |
[Baiboly Katolika] Marka |
[Bible de Jérusalem] L'Évangile selon Saint Marc |
|||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||
Mar / Mk 1:45 | But he went out, and began to publish it much, and to blaze abroad the matter, insomuch that |
Nefa lasa ralehilahy ka nilazalaza sy nampiely izany zavatra izany, ka dia tsy nahazo niditra miharihary tao an-tanàna intsony Jesosy; fa nitoetra tany ivelany tamin' ny tany foana Izy, dia nanatona Azy ny olona avy eny tontolo eny. | Kanjo nony lasa ralehilahy dia nilazalaza sy nampiely izany hatraiza hatraiza, any ka tsy afa-niditra niharihary tao an-tanàna intsony Jeso, fa nitoetra teny ivelany tamin' ny tany mangingina izy, ary nohatonin' ny olona avy eny tontolo eny. | Mais lui, une fois parti, se mit à proclamer hautement et à divulguer la nouvelle, de sorte que |