<-
->

Mar / Mk 10:14 But when Jesus saw it, he was much displeased, and said unto them, Suffer the little children to come unto me, and forbid them not: for of such is the kingdom of God. Nefa tezitra Jesosy, raha nahita izany, ka hoy Izy taminy: Avelao ny zaza hanatona Ahy, ary aza raràna; fa an' ny toa azy ny fanjakan' Andriamanitra. ka tezitra Jeso nony nahita izany sady nanao taminy hoe: Avelao hanatona ahy ny zaza, fa aza raranareo, satria ny toa azy no hanana ny fanjakan' Andriamanitra. Ce que voyant, Jésus se fâcha et leur dit : " Laissez les petits enfants venir à moi ; ne les empêchez pas, car c' est à leurs pareils qu' appartient le Royaume de Dieu.