<-
->

Mar / Mk 10:24 And the disciples were astonished at his words. But Jesus answereth again, and saith unto them, Children, how hard is it for them that trust in riches to enter into the kingdom of God! Ary ny mpianatra dia gaga tamin' ny teniny. Fa Jesosy namaly indray ka nanao taminy hoe: Anaka, manao ahoana ny hasarotry ny hidiran' ny matoky ny harena amin' ny fanjakan' Andriamanitra! Nony gaga tamin' izany teniny izany ny mpianany, dia hoy indray Jeso taminy: Sarotra, anaka, ny hidiran' izay miankina amin' ny harena amin' ny fanjakan' Andriamanitra. Les disciples étaient stupéfaits de ces paroles. Mais Jésus reprit et leur dit : " Mes enfants, comme il est difficile d' entrer dans le Royaume de Dieu !