<-
->

Mar / Mk 10:47 And when he heard that it was Jesus of Nazareth, he began to cry out, and say, Jesus, thou son of David, have mercy on me. Ary nony reny fa, injay! Jesosy avy any Nazareta, dia niantso izy ka nanao hoe: Ry Jesosy, Zanak' i Davida ô, mamindrà fo amiko! Nony reny fa hoe Jeso Nazareana izay, dia rafitra niantso izy nanao hoe: Ry Jeso Zanak' i Davida ô, mamindrà fo amiko. Quand il apprit que c'était Jésus le Nazaréen, il se mit à crier : " Fils de David, Jésus, aie pitié de moi ! "