<-
->

Mar / Mk 12:12 And they sought to lay hold on him, but feared the people: for they knew that he had spoken the parable against them: and they left him, and went their way. Ary nitady hisambotra Azy izy ireo, nefa natahotra ny vahoaka izy, satria fantany fa ny tenany no nolazainy tamin' izany fanoharana izany; dia nandao an' i Jesosy ny olona ka lasa. Ary nitady hisambotra azy izy ireo, satria fantany fa izy ihany no lazainy amin' izany fanoharana izany, saingy natahotra ny vahoaka izy; koa nandao azy, dia lasa. Ils cherchaient à l' arrêter, mais ils eurent peur de la foule. Ils avaient bien compris, en effet, que c'était pour eux qu' il avait dit la parabole. Et le laissant, ils s' en allèrent.