<-
->

Mar / Mk 12:17 And Jesus answering said unto them, Render to Caesar the things that are Caesar' s, and to God the things that are God' s. And they marvelled at him. Dia hoy Jesosy taminy: Aloavy ho an' i Kaisara izay an' i Kaisara, ary ho an' Andriamanitra izay an' Andriamanitra. Dia gaga taminy ireny. Dia hoy Jeso taminy: Aloavy ho an' i Sezara àry izay an' i Sezara, ary ho an' Andriamanitra izay an' Andriamanitra. Dia nigagan' izy ireo izy. Alors Jésus leur dit : " Rendez à César ce qui est à César et à Dieu ce qui est à Dieu. " Et ils étaient fort surpris à son sujet.