<- -> |
[King James Bible] The Gospel according to Mark |
[Baiboly 1865] Marka |
[Baiboly Katolika] Marka |
[Bible de Jérusalem] L'Évangile selon Saint Marc |
|||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||
Mar / Mk 12:28 | And one of the scribes came, and having heard them reasoning together, and perceiving that he had answered them well, asked him, Which is the first commandment of all? | Dia nanatona an' i Jesosy ny mpanora-dalàna anankiray, izay efa nahare ny niadiany hevitra tamin' ny Sadoseo ka nahalala fa namaly azy tsara Izy, dia nanontany Azy hoe: Ny didy manao ahoana no voalohany amin' izy rehetra? | Ary nisy mpanora-dalàna anankiray nahare izany ady hevitra izany sy nahita ny namalian' i Jeso azy tsara, ka mba rafitra nanatona azy koa sy nanontany azy hoe: Inona no voalohany amin' ny didy rehetra? | Un scribe qui les avait entendus discuter, voyant qu' il leur avait bien répondu, s' avança et lui demanda : " Quel est le premier de tous les commandements ? " |