<-
->

Mar / Mk 14:1 After two days was the feast of the passover, and of unleavened bread: and the chief priests and the scribes sought how they might take him by craft, and put him to death. Rehefa indroa andro no sisa tsy hahatongavan' ny Paska, fihinanana ny mofo tsy misy masirasira, dia nitady hisambotra an' i Jesosy tamin' ny fitaka ny lohan' ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna mba hamonoany Azy. Rahefa indroa andro sisa ny Paka sy ny Azima, dia nitady hisambotra am-pitaka an' i Jeso ny lohandohan' ny mpisorona sy ny mpanora-dalana mba hamonoany azy; La Pâque et les Azymes allaient avoir lieu dans deux jours, et les grands prêtres et les scribes cherchaient comment arrêter Jésus par ruse pour le tuer.