<-
->

Mar / Mk 14:30 And Jesus saith unto him, Verily I say unto thee, That this day, even in this night, before the cock crow twice, thou shalt deny me thrice. Ary hoy Jesosy taminy: Lazaiko aminao marina tokoa: Anio, dia amin' ity alina ity, raha tsy mbola misy akoho maneno fanindroany, dia handà Ahy intelo ianao. Ary hoy Jeso taminy: Lazaiko marina aminao fa anio alina ihany, raha mbola tsy haneno fanindroany akory ny akoho, dia handà ahy intelo hianao. Jésus lui dit : " En vérité, je te le dis : toi, aujourd' hui, cette nuit même, avant que le coq chante deux fois, tu m' auras renié trois fois. "