<-
->

Mar / Mk 14:45 And as soon as he was come, he goeth straightway to him, and saith, Master, master; and kissed him. Ary rehefa tonga izy, dia nanatona an' i Jesosy niaraka tamin' izay ka nanao hoe: Raby ô! dia nanoroka Azy izy. Vantany vao tonga izy dia nanatona an' i Jeso ka nanao heo: Arahaba, Raby, dia nanoroka azy izy. Et aussitôt arrivé, il s' approcha de lui en disant : " Rabbi ", et il lui donna un baiser.