<-
->

Mar / Mk 14:48 And Jesus answered and said unto them, Are ye come out, as against a thief, with swords and with staves to take me? Ary Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Mivoaka mitondra sabatra sy langilangy hisambotra Ahy toy ny hisambotra jiolahy va ianareo? Ary niteny Jeso ka nanao tamin' izy ireo hoe: Mova tsy ny hisambotra jiolahy no fihavinareo nitondra sabatra sy langilangy hisambotra ahy! S' adressant à eux, Jésus leur dit : " Suis-je un brigand, que vous vous soyez mis en campagne avec des glaives et des bâtons pour me saisir !