<-
->

Mar / Mk 14:53 And they led Jesus away to the high priest: and with him were assembled all the chief priests and the elders and the scribes. Ary nitondra an' i Jesosy ho any amin' ny mpisoronabe izy; ary niangona teo aminy ny lohan' ny mpisorona rehetra sy ny loholona ary ny mpanora-dalàna. Ary Jeso nentin' izy ireo ho any amin' ny lehiben' ny mpisorona izay nivorian' ny lohandohan' ny mpisorona rehetra sy ny mpanora-dalàna ary ny loholona. Ils emmenèrent Jésus chez le Grand Prêtre, et tous les grands prêtres, les anciens et les scribes se rassemblent.