<-
->

Mar / Mk 14:55 And the chief priests and all the council sought for witness against Jesus to put him to death; and found none. Ary ny lohan' ny mpisorona sy ny Synedriona rehetra nitady vavolombelona hiampanga an' i Jesosy hamonoany Azy, nefa tsy nahita. Tamin' izay ny lohandohan' ny mpisorona sy ny mpisaina rehetra dia nitady izay hiampangana an' i Jeso hamonoany azy, nefa tsy nahita; Or, les grands prêtres et tout le Sanhédrin cherchaient un témoignage contre Jésus pour le faire mourir et ils n' en trouvaient pas.