<-
->

Mar / Mk 14:60 And the high priest stood up in the midst, and asked Jesus, saying, Answerest thou nothing? what is it which these witness against thee? Ary ny mpisoronabe nitsangana nankeo afovoany, dia nanontany an' i Jesosy ka nanao hoe: Tsy mety mamaly akory va Hianao? Inona no iampangan' ireto Anao? Dia nitsangana teo afovoan' izy rehetra ny lehiben' ny mpisorona, ka nanontany an' i Jeso hoe: Nahoana no tsy valianao izany fiampangan' ireo anao izany? Se levant alors au milieu, le Grand Prêtre interrogea Jésus : " Tu ne réponds rien ? Qu' est-ce que ces gens attestent contre toi ? "