<-
->

Mar / Mk 15:15 And so Pilate, willing to content the people, released Barabbas unto them, and delivered Jesus, when he had scourged him, to be crucified. Ary Pilato ta-hahazo sitraka tamin' ny vahoaka, ka dia nandefa an' i Barabasy ho azy; fa Jesosy nasainy nokapohina, dia natolony azy mba hohomboana amin' ny hazo fijaliana. Ary noho Pilaty te-hahazo sitraka amin' ny vahoaka, dia nandefa an' i Barabasy ho azy izy, ary nampikapoka an' i Jeso sy nanolotra azy hofantsihana tamin' ny hazo fijaliana. Pilate alors, voulant contenter la foule, leur relâcha Barabbas et, après avoir fait flageller Jésus, il le livra pour être crucifié.