<-
->

Mar / Mk 15:16 And the soldiers led him away into the hall, called Praetorium; and they call together the whole band. Ary ny miaramila nitondra an' i Jesosy ho eo an-kianja, dia ao anati-rova, sady nanangona ny miaramila namany rehetra. Dia nentin' ny miaramila Jeso ho ao amin' ny tokotany, izany hoe ao amin' ny fitsarana, sady novoriny ny miaramila namany. Les soldats l' emmenèrent à l' intérieur du palais, qui est le Prétoire, et ils convoquent toute la cohorte.