<-
->

Mar / Mk 15:36 And one ran and filled a spunge full of vinegar, and put it on a reed, and gave him to drink, saying, Let alone; let us see whether Elias will come to take him down. Ary ny anankiray nihazakazaka, dia nanatsoboka sipaonjy tamin' ny vinaingitra, ka notohiziny tamin' ny volotara, dia natohony hotsentsefin' i Jesosy, fa hoy izy: Aoka ho hizahantsika, na ho avy hampidina Azy Elia, na tsia. Dia nihazakazaka ny anankiray tamin' izy ireo, novontosany vinaingitra ny sponjy sy notohiziny volotara, dia natohony azy hotsentsefiny, ka hoy izy: Aoka hoe hozahantsika raha ho avy hanafaka azy Elia! Quelqu' un courut tremper une éponge dans du vinaigre et, l' ayant mise au bout d' un roseau, il lui donnait à boire en disant : " Laissez ! que nous voyions si Élie va venir le descendre ! "