<-
->

Mar / Mk 15:41 (Who also, when he was in Galilee, followed him, and ministered unto him;) and many other women which came up with him unto Jerusalem. izay nanaraka Azy ka nanompo Azy, fony Izy tany Galilia, mbamin' ny vehivavy maro koa izay niaraka taminy niakatra tany Jerosalema. izay nanaraka azy sy nanompo azy fony izy tany Galilea. Fanampin' ireo koa nisy vehivavy maro izay niara-niakatra taminy tany Jerosalema. qui le suivaient et le servaient lorsqu' il était en Galilée ; beaucoup d' autres encore qui étaient montées avec lui à Jérusalem.