<- -> |
[King James Bible] The Gospel according to Mark |
[Baiboly 1865] Marka |
[Baiboly Katolika] Marka |
[Bible de Jérusalem] L'Évangile selon Saint Marc |
|||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||
Mar / Mk 15:43 | dia avy Josefa avy any Arimatia, lehilahy manan-kaja, izay isan' ny Synedriona sady niandry ny fanjakan' Andriamanitra koa; ary sahy niditra tao amin' i Pilato izy ka nangataka ny fatin' i Jesosy. | dia tonga Josefa avy any Arimatia, loholona malaza izay nanantena ny fanjakan' Andriamanitra koa. Sahy nanatona an' i Pilaty izy, nangataka ny vatan' i Jeso. |