<-
->

Mar / Mk 15:44 And Pilate marvelled if he were already dead: and calling unto him the centurion, he asked him whether he had been any while dead. Ary gaga Pilato raha maty sahady Jesosy, ka dia niantso ny kapiteny hankao aminy izy ka nanontaniany azy na efa maty ela Izy, na tsia. Gaga Pilaty noho izy maty sahady, ka nampaka ilay kapiteny sy nanontany azy na efa maty ela izy na tsia. Pilate s'étonna qu' il fût déjà mort et, ayant fait appeler le centurion, il lui demanda s' il était mort depuis longtemps.