<-
->

Mar / Mk 16:19 So then after the Lord had spoken unto them, he was received up into heaven, and sat on the right hand of God. Ary Jesosy Tompo, rehefa niteny taminy, dia nampiakarina ho any an-danitra ka nipetraka eo an-kavanan' Andriamanitra Ary rahefa niteny tamin' izy ireo Jeso Tompo, dia nakarina any an-danitra, ka mipetraka eo an-kavanan' Andriamanitra. Or le Seigneur Jésus, après leur avoir parlé, fut enlevé au ciel et il s' assit à la droite de Dieu.