<- -> |
[King James Bible] The Gospel according to Mark |
[Baiboly 1865] Marka |
[Baiboly Katolika] Marka |
[Bible de Jérusalem] L'Évangile selon Saint Marc |
|||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||
Mar / Mk 2:18 | And the disciples of |
Ary ny mpianatr' i Jaona sy ny Fariseo nifady hanina tamin' izany; dia avy izy ka nanao tamin' i Jesosy hoe: Nahoana ny mpianatr' i Jaona sy ny mpianatry ny Fariseo no mifady hanina, fa ny mpianatrao kosa tsy mba mifady? | Ary fanaon' ny mpianatr' i Joany sy ny Farisiana ny mifady hanina, ka nisy nanatona nanao taminy hoe: Nahoana ny mpianatr' i Joany sy ny an' ny Farisiana no mifady hanina, nefa ny mpianatrao kosa tsy mba mifady? | Les disciples de |