<- -> |
[King James Bible] The Gospel according to Mark |
[Baiboly 1865] Marka |
[Baiboly Katolika] Marka |
[Bible de Jérusalem] L'Évangile selon Saint Marc |
|||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||
Mar / Mk 5:19 | Howbeit |
Nefa tsy navelan' i Jesosy izy; fa hoy Izy taminy: Modia ihany any an-tranonao ho any amin' ny havanao, ka lazao aminy izay zavatra lehibe nataon' ny Tompo taminao sy ny namindrany fo taminao. | fa tsy navelany izy, fa hoy izy taminy: Andeha ihany mody any an-tranonao any amin' ny havanao ka lazao aminy izay zava-dehibe nataon' ny Tompo taminao sy ny namindràny fo taminao. | Il ne le lui accorda pas, mais il lui dit : " Va chez toi, auprès des tiens, et rapporte-leur tout ce que le Seigneur a fait pour toi dans sa miséricorde. " |