<-
->

Mar / Mk 7:29 And he said unto her, For this saying go thy way; the devil is gone out of thy daughter. Dia hoy Jesosy taminy: Noho izany teny izany mandehana ianao; efa nivoaka tamin' ny zanakao-vavy ny demonia. Ary hoy izy taminy: Mandehana, fa noho izany teny izany, dia efa niala tamin' ny zanakao vavy ny demony. Alors il lui dit : " A cause de cette parole, va, le démon est sorti de ta fille. "