<- -> |
[King James Bible] The Gospel according to Mark |
[Baiboly 1865] Marka |
[Baiboly Katolika] Marka |
[Bible de Jérusalem] L'Évangile selon Saint Marc |
|||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||
Mar / Mk 9:24 | And straightway the father of the child cried out, and said with tears, |
Ary niaraka tamin' izay dia niantso ny rain-drazazalahy ka nanao hoe: Mino aho; vonjeo mba ho afaka amin' ny tsi-finoako. | Ary nony nahita ny vahoaka nidodododo nanatona azy Jeso, dia niteny mafy ny fanahy maloto izy nanao hoe: Ry fanahy marenina sy moana, izaho mandidy anao, mivoaha amin' io zaza io, ka aza miditra ao aminy intsony. | Aussitôt le père de l' enfant de s' |