<- -> |
[King James Bible] The Gospel according to Mark |
[Baiboly 1865] Marka |
[Baiboly Katolika] Marka |
[Bible de Jérusalem] L'Évangile selon Saint Marc |
|||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||
Mar / Mk 9:30 | And they departed thence, and passed through |
Dia niala teo izy ka nizotra namaky an' i Galilia, ary tsy tian' i Jesosy ho fantatry ny olona izany. | fa nampianatra ny mpianany izy ary nanao taminy hoe: Hatolotra eo an-tanan' ny olombelona ny Zanak' olona, dia hovonoiny, fa hitsangana amin' ny maty izy raha afaka hateloana aorian' ny hahafatesany. | Étant partis de là, ils faisaient route à travers la |