<-
->

Lio / Lk 1:27 To a virgin espoused to a man whose name was Joseph, of the house of David; and the virgin' s name was Mary. ho any amin' ny virijina anankiray, izay voafofo ho vadin' ny lehilahy atao hoe Josefa, avy tamin' ny taranak' i Davida; ary ny anaran' ny virijina dia Maria. ho any amin' ny Virjiny anankiray fofom-badin' ilay lehilahy atao hoe Josefa, taranak' i Davida, ary ny anaran' ilay Virjiny dia Maria. à une vierge fiancée à un homme du nom de Joseph, de la maison de David ; et le nom de la vierge était Marie.