<-
->

Lio / Lk 1:65 And fear came on all that dwelt round about them: and all these sayings were noised abroad throughout all the hill country of Judaea. Dia raiki-tahotra izay rehetra niara-monina taminy; ary niely teny amin' ny tany havoan' i Jodia rehetra ny lazan' izany rehetra izany. Azon' ny tahotra avokoa ny mponina rehetra teny manodidina, ary niely hatraiza hatraiza tany amin' ny tendrombohitr' i Jodea izany zava-mahatalanjona rehetra izany. La crainte s' empara de tous leurs voisins, et dans la montagne de Judée tout entière on racontait toutes ces choses.